Sal 90

Ho aminay anie ny hatsaram-pon'ny Tompo

Ampianaro izahay, ryTompo,
hahay hanisa ny andronay,
ka ho ao am-ponay anie
ny fahendrena!
Vokiso ny hatsaram-ponao izahay
ny maraina
ka ho faly sy hihoby amin'ny andronay rehetra.
Ho aminay anie ny halemem-panahin'ny
Tompo Andriamanitray

2 commentaires:

Anonyme a dit…

Mirary soa ho anao,
tao amin'ny google aho no sendra nahita ity Blog-nao ity.

Mahereza ary mirary taona 2011 ho feno fahasoavana ho anao

Kalaneny a dit…

Nankaiza ny taona 2011 ? miandry foana ny fitohizan'ity blog ity ny tenanay, misaotra.