

Ny Rozery dia vavaky ny kristianina izay mifototra sy azo lazaina ho mahafehy ny tantaram-piainan'i Kristy. Vavaka iarahana amin'i Masina Maria. Amin'ny alalan'ity vavaka ity ny kristianina dia miaraka aminy mibanjina ny fitiavan' Andriamanitra ary manovo fahasoavana
lehibe.
2 commentaires:
Salut Sandrine,
Izaho mino ny fanampian'i Masina Maria rehefa mangataka fahasoavana amin'ny alalany. Tsy tena haiko anefa ny mampiasa ny sapile ka mba azonao atoro ahy ve?
Manao ahoana i Rojo, tsara be io fangatahanao io ary mino aho fa maro ny olona toa anao: mila fanazavana be be kokoa amin'ny fomba fampiasana sapile. Noho izany ary dia tsy ho valiantsika eto amin'ny commentaire fa anaovantsika fenêtre vaovao mba ho mora hitan'ny maro.
Enregistrer un commentaire