Ampianaro izahay, ryTompo, hahay hanisa ny andronay, ka ho ao am-ponay anie ny fahendrena! Vokiso ny hatsaram-ponao izahay ny maraina ka ho faly sy hihoby amin'ny andronay rehetra. Ho aminay anie ny halemem-panahin'ny Tompo Andriamanitray
2 commentaires:
Anonyme
a dit…
Mirary soa ho anao, tao amin'ny google aho no sendra nahita ity Blog-nao ity.
Mahereza ary mirary taona 2011 ho feno fahasoavana ho anao
2 commentaires:
Mirary soa ho anao,
tao amin'ny google aho no sendra nahita ity Blog-nao ity.
Mahereza ary mirary taona 2011 ho feno fahasoavana ho anao
Nankaiza ny taona 2011 ? miandry foana ny fitohizan'ity blog ity ny tenanay, misaotra.
Enregistrer un commentaire