

Ny Rozery dia vavaky ny kristianina izay mifototra sy azo lazaina ho mahafehy ny tantaram-piainan'i Kristy. Vavaka iarahana amin'i Masina Maria. Amin'ny alalan'ity vavaka ity ny kristianina dia miaraka aminy mibanjina ny fitiavan' Andriamanitra ary manovo fahasoavana
lehibe.