Sal 90

Ho aminay anie ny hatsaram-pon'ny Tompo

Ampianaro izahay, ryTompo,
hahay hanisa ny andronay,
ka ho ao am-ponay anie
ny fahendrena!
Vokiso ny hatsaram-ponao izahay
ny maraina
ka ho faly sy hihoby amin'ny andronay rehetra.
Ho aminay anie ny halemem-panahin'ny
Tompo Andriamanitray