Amorony fo madio aho ry Tompo
Omeo fanahy mahatoky tanteraka
Aza ariana lavitra ny tavanao aho
fa vonjeo amin'ny ratsy nataoko
Avereno amiko indray ny hafaliana
ary tolory fanahy tena mendrika

Aucun commentaire: