Ry Jesoa Mpampianatra,
mitsaoka anao izahay amin'ny maha Teny tonga nofo anao,
iraky ny Ray
mba hampianatra ny olona ny amin'ny fahamarinana
izay manome ny aina
Asehoy anay ny rakitry ny fahendrenao,
ampitomboy ny finoanay,
Omeo anay ny tena fiadanana marina.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire