Ny mason'ny Tompo mitsinjo izay matahotra azy;ny hatsaram-pony amin'izay mitoky aminy.
Ny fanahintsika manantena ny Tompo.
Izy no vonjy sy ampingantsika.
Ao aminy no ifalian'ny fontsika,
ny Anarany masina indrindra no itokisantsika.
Ho aminay anie ny hatsaram-ponao, ry Tompo,
araka ny itokianay Anao!
(Sala 33)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire